# Oviana i Jeremia no nandray ny faminaniana mahakasika an'i Elama? Nahazo izany izy rehefa nanapaka an'i Joda i Zedekia mpanjaka. # Aiza no handehanan'ireo olona? Ireo olona dia handeha eny amin'ny tany rehetra eny.