plt_tq/jer/48/15.md

8 lines
273 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ireo tanin'i Moaba?
Ho rava tsy ho ela izany.
# Inona no tokony ataon'ireo olona izay mipetraka teny akaikin'i Moaba aorian'ny naharavany?
Tokony hanao fidradradradrana ho an'i Moaba izy ireo satria rava ny fahefan'izy ireo.