# Inona no nolazain'i Yaveh fa hitranga amin'ireo tanin'i Moaba? Ho rava tsy ho ela izany. # Inona no tokony ataon'ireo olona izay mipetraka teny akaikin'i Moaba aorian'ny naharavany? Tokony hanao fidradradradrana ho an'i Moaba izy ireo satria rava ny fahefan'izy ireo.