plt_tq/jer/46/15.md

8 lines
201 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'ireo andriamanitr'i Egypta?
Nitsoaka i Apisy ilay andriamanitra-omby ary nazeran'i Yaveh izy.
# Inona no tian'ireo miaramila ho atao?
Te hody any amin'ny tranony izy ireo.