# Inona no nitranga tamin'ireo andriamanitr'i Egypta? Nitsoaka i Apisy ilay andriamanitra-omby ary nazeran'i Yaveh izy. # Inona no tian'ireo miaramila ho atao? Te hody any amin'ny tranony izy ireo.