plt_tq/jer/46/01.md

8 lines
306 B
Markdown

# Inona no nasain'i Yaveh ho ataon'ny tafik'i Egypta?
Niteny azy ireo Izy mba haka ireo ampingany, ireo soavaliny, ireo lefony, ary ny akanjo fiarovana ka handeha hiady.
# Iza ireo mpanjaka roa izay nandeha hiady?
Nandeha ho any an'ady i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy i Neko mpanjakan'i Egypta.