# Inona no nasain'i Yaveh ho ataon'ny tafik'i Egypta? Niteny azy ireo Izy mba haka ireo ampingany, ireo soavaliny, ireo lefony, ary ny akanjo fiarovana ka handeha hiady. # Iza ireo mpanjaka roa izay nandeha hiady? Nandeha ho any an'ady i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy i Neko mpanjakan'i Egypta.