plt_tq/jer/45/04.md

12 lines
341 B
Markdown

# Inona no nokasain'i Yaveh ho atao amin'ny firenen'i Baroka?
Nikasa ny hamotika izany Izy.
# Inona no tsy tokony irian'i Baroka?
Tsy tokony haniry olona mba hanome voninahitra azy amin'ny fomba miavaka izy.
# Inona no nampanantenain'i Yaveh fa ho ataony ho an'i Baroka.
Nampanantena Yaveh fa hiaro an'i Baroka na aiza na aiza alehany.