# Inona no nokasain'i Yaveh ho atao amin'ny firenen'i Baroka? Nikasa ny hamotika izany Izy. # Inona no tsy tokony irian'i Baroka? Tsy tokony haniry olona mba hanome voninahitra azy amin'ny fomba miavaka izy. # Inona no nampanantenain'i Yaveh fa ho ataony ho an'i Baroka. Nampanantena Yaveh fa hiaro an'i Baroka na aiza na aiza alehany.