plt_tq/jer/44/07.md

12 lines
424 B
Markdown

# Firy tamin'ireo olona no nankany Egypta no ho avelan'i Yaveh hiaina?
Tsy hisy avelany ho velona amin'izy ireo.
# Toy ny ahoana no nanafitohanan'izy ireo an'i Yaveh?
Nanafitohina an'i Yaveh izy ireo tamin'reo asan'ny tanan'izy ireo, tamin'ny fandorana dinti-kazo manitra ho an'ireo andriamanin-kafa tao amin'ny tany Egypta.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo azy ireo any Egypta?
Nilaza Izy fa ho ravainy izy ireo.