# Firy tamin'ireo olona no nankany Egypta no ho avelan'i Yaveh hiaina? Tsy hisy avelany ho velona amin'izy ireo. # Toy ny ahoana no nanafitohanan'izy ireo an'i Yaveh? Nanafitohina an'i Yaveh izy ireo tamin'reo asan'ny tanan'izy ireo, tamin'ny fandorana dinti-kazo manitra ho an'ireo andriamanin-kafa tao amin'ny tany Egypta. # Inona no nolazain'i Yaveh fa hahazo azy ireo any Egypta? Nilaza Izy fa ho ravainy izy ireo.