plt_tq/jer/42/18.md

8 lines
285 B
Markdown

# Ho lasa inona izy ireo raha toa ka mankany Egypta?
Ho lasa antom-panozonana izy ireo ary tsy hiverina intsony.
# Maninona ireo olona no tsy hahita ilay tany intsony?
Yaveh dia efa nilaza tamin'izy ireo mba tsy ho any Egypta, ka ho tezitra amin'izy ireo Izy raha mankany izy ireo.