# Ho lasa inona izy ireo raha toa ka mankany Egypta? Ho lasa antom-panozonana izy ireo ary tsy hiverina intsony. # Maninona ireo olona no tsy hahita ilay tany intsony? Yaveh dia efa nilaza tamin'izy ireo mba tsy ho any Egypta, ka ho tezitra amin'izy ireo Izy raha mankany izy ireo.