plt_tq/jer/42/04.md

8 lines
253 B
Markdown

# Ahoana no namalian'i Jeremia azy ireo?
Nilaza izy fa hivavaka ho azy ireo ary hiteny amin'izy ireo izay valintenin'i Yaveh rehetra.
# Inona no nolazain'ireo olona tamin'i Jeremia?
Nilaza izy ireo fa hanao izay rehetra asain'i Yaveh ataon'izy ireo.