# Ahoana no namalian'i Jeremia azy ireo? Nilaza izy fa hivavaka ho azy ireo ary hiteny amin'izy ireo izay valintenin'i Yaveh rehetra. # Inona no nolazain'ireo olona tamin'i Jeremia? Nilaza izy ireo fa hanao izay rehetra asain'i Yaveh ataon'izy ireo.