plt_tq/jer/40/01.md

12 lines
519 B
Markdown

# Inona no tonga tamin'i Jeremia taorian'ny nandefasan'i Nebozaradana azy lavitra an'i Rama?
Ny tenin'i Yaveh no tonga teo amin'i Jeremia taorian'ny nandefasan'i Nebozardana azy hanalavitra an'i Rama.
# Inona no ho ataon'i Nebozaradana amin'ireo vahoakan'i Jerosalema sy Joda?
Efa nikasa ny andefa azy ireo ho any Babylona izy.
# Nahoana ny lehiben'i ny mpiambina no mitantara an'i Jeremia mahakasina an'i Yaveh sy Jerosalema.
Nilaza ilay lehiben'ny mpiambin fa Yaveh dia efa namoaka loza amin'izany toerana izany