# Inona no tonga tamin'i Jeremia taorian'ny nandefasan'i Nebozaradana azy lavitra an'i Rama? Ny tenin'i Yaveh no tonga teo amin'i Jeremia taorian'ny nandefasan'i Nebozardana azy hanalavitra an'i Rama. # Inona no ho ataon'i Nebozaradana amin'ireo vahoakan'i Jerosalema sy Joda? Efa nikasa ny andefa azy ireo ho any Babylona izy. # Nahoana ny lehiben'i ny mpiambina no mitantara an'i Jeremia mahakasina an'i Yaveh sy Jerosalema. Nilaza ilay lehiben'ny mpiambin fa Yaveh dia efa namoaka loza amin'izany toerana izany