plt_tq/jer/39/11.md

8 lines
431 B
Markdown

# Inona no nasain'i Nebokadnezara nataon'i Nebozaradana mahakasika an'i Jeremia?
Nebokadnezara dia niteny tamin'i Nebozaradana mba hikarakara an'i Jeremia ary hanao izay asain'i Jeremia ataony.
# Inona no nataon'i Nebozaradana, Nergala Sarezera, ary ny manam-pahefana farany ambony tamin'i Jeremia?
Nentin'izy ireo avy tao amin'ny kianjan'ny mpiambina i Jeremia ary nanankina azy tamin'i Gedalia mba haka ny tranon'i Jeremia.