# Inona no nasain'i Nebokadnezara nataon'i Nebozaradana mahakasika an'i Jeremia? Nebokadnezara dia niteny tamin'i Nebozaradana mba hikarakara an'i Jeremia ary hanao izay asain'i Jeremia ataony. # Inona no nataon'i Nebozaradana, Nergala Sarezera, ary ny manam-pahefana farany ambony tamin'i Jeremia? Nentin'izy ireo avy tao amin'ny kianjan'ny mpiambina i Jeremia ary nanankina azy tamin'i Gedalia mba haka ny tranon'i Jeremia.