plt_tq/jer/39/01.md

12 lines
323 B
Markdown

# Iza no tonga niaraka tamin'ny tafiny hanohitra an'i Jerosalema ary hanafika izany?
Nebokadnezara izany.
# Iza ilay tanàna noravaina?
Ny tanànan'i Jerosalema no noravaina.
# Iza no tonga ary nipetraka teo afivoan'ny vavahady?
Ireo manam-pahefana ny mpanjaka rehetra dia tonga ary nipetraka teo afivoan'ny vavahady.