# Iza no tonga niaraka tamin'ny tafiny hanohitra an'i Jerosalema ary hanafika izany? Nebokadnezara izany. # Iza ilay tanàna noravaina? Ny tanànan'i Jerosalema no noravaina. # Iza no tonga ary nipetraka teo afivoan'ny vavahady? Ireo manam-pahefana ny mpanjaka rehetra dia tonga ary nipetraka teo afivoan'ny vavahady.