plt_tq/jer/37/16.md

4 lines
231 B
Markdown

# Ahoana no namalian'i Jeremia an'i Zedekia mpanjaka rehefa nanontany azy i Zedekia raha manana teny avy amin'i Yaveh izy?
Nolazain'i Jeremia tamin'i Zedekia fa Yaveh dia hanolotra an'i Zedekia ho eo amin'ny mpanjakan'i Babylona.