# Ahoana no namalian'i Jeremia an'i Zedekia mpanjaka rehefa nanontany azy i Zedekia raha manana teny avy amin'i Yaveh izy? Nolazain'i Jeremia tamin'i Zedekia fa Yaveh dia hanolotra an'i Zedekia ho eo amin'ny mpanjakan'i Babylona.