plt_tq/jer/34/01.md

8 lines
312 B
Markdown

# Oviana i Jeremi no nandray ilay teny avy amin'i Yaveh?
Nandray ny tenin'i Yaveh i Jeremia rehefa niantsy ady tamin'i Jerosalema sy ireo tanànany i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ny tafiny rehetra.
# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Jeremia?
Nilaza Izy fa hanolotra ilay tanàna ho an'i Nebokadnezara.