# Oviana i Jeremi no nandray ilay teny avy amin'i Yaveh? Nandray ny tenin'i Yaveh i Jeremia rehefa niantsy ady tamin'i Jerosalema sy ireo tanànany i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ny tafiny rehetra. # Inona no nolazain'i Yaveh an'i Jeremia? Nilaza Izy fa hanolotra ilay tanàna ho an'i Nebokadnezara.