plt_tq/jer/33/06.md

8 lines
256 B
Markdown

# Inona no vaovao mahafaly nozarain'i Jeremia tamin'ny vahoakan'i Joda?
Yaveh dia hamela ny helok'ireo vahoaka, hanasitrana azy ireo, ary hanome fiadanana azy ireo.
# Ho lasa inona ho an'i Yaveh ilay tanana?
Lasa ho antom-pifalian'i Yaveh i Jerosalema.