# Inona no vaovao mahafaly nozarain'i Jeremia tamin'ny vahoakan'i Joda? Yaveh dia hamela ny helok'ireo vahoaka, hanasitrana azy ireo, ary hanome fiadanana azy ireo. # Ho lasa inona ho an'i Yaveh ilay tanana? Lasa ho antom-pifalian'i Yaveh i Jerosalema.