plt_tq/jer/31/29.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona ilay fomba fiteny izay tsy ho ampiasain'ny vahoakan'Israely sy Joda intsony?
Ilay fomba fiteny dia: "Nihinana voaloboka marikivy ireo ray aman-dreny, kanefa ny nifin'ireo zaza no nadilo."
# Nahoana no tsy ampiasa io fiteny io intsony ireo olona?
Ny olona rehetra dia ho fatin'ny otany.