# Inona ilay fomba fiteny izay tsy ho ampiasain'ny vahoakan'Israely sy Joda intsony? Ilay fomba fiteny dia: "Nihinana voaloboka marikivy ireo ray aman-dreny, kanefa ny nifin'ireo zaza no nadilo." # Nahoana no tsy ampiasa io fiteny io intsony ireo olona? Ny olona rehetra dia ho fatin'ny otany.