plt_tq/jer/31/01.md

8 lines
271 B
Markdown

# Andriamanitra toy ny ahoana Yaveh?
Izy dia ho Andriamanitry ny fokon'Israely rehetra.
# Ahoana nahazoan'ny vahoakan'Israely fankasitrahana tamin'i Yaveh?
Nahita fankasitrahana tamin'i Yaveh izy ireo satria tia azy ireo amin'ny fitiavana maharitra mandrakizay Yaveh.