# Andriamanitra toy ny ahoana Yaveh? Izy dia ho Andriamanitry ny fokon'Israely rehetra. # Ahoana nahazoan'ny vahoakan'Israely fankasitrahana tamin'i Yaveh? Nahita fankasitrahana tamin'i Yaveh izy ireo satria tia azy ireo amin'ny fitiavana maharitra mandrakizay Yaveh.