plt_tq/jer/29/22.md

8 lines
318 B
Markdown

# Ozona inona no ho resahin'ireo tratra babon'i Joda tao Babylona?
Hiteny izy ireo hoe: "Yaveh anie hanao anareo ho tahaka an'i Ahaba sy Zedekia, izay nodoran'ny mpanjakan'ny Babylona tamin'ny afo."
# Nahoana Yaveh no hamono an'i Ahaba sy Zedekia?
Hamono azy ireo Izy noho ireo zavatra mahamenatra nataon'izy ireo.