# Ozona inona no ho resahin'ireo tratra babon'i Joda tao Babylona? Hiteny izy ireo hoe: "Yaveh anie hanao anareo ho tahaka an'i Ahaba sy Zedekia, izay nodoran'ny mpanjakan'ny Babylona tamin'ny afo." # Nahoana Yaveh no hamono an'i Ahaba sy Zedekia? Hamono azy ireo Izy noho ireo zavatra mahamenatra nataon'izy ireo.