plt_tq/jer/26/01.md

8 lines
292 B
Markdown

# Inona no nasain'i Yaveh ho ambaran'i Jeremia eo amin'ny kianja?
Nasainy nanambara ny tenin'i Yaveh izy.
# Inona no azon'ireo olona atao mba tsy hitondran'i Yaveh loza eo amin'izy ireo?
Raha mihaino ka miala amin'ireo fomba ratsiny izy ireo, dia tsy hitondra loza eo amin'izy ireo Yaveh.