# Inona no nasain'i Yaveh ho ambaran'i Jeremia eo amin'ny kianja? Nasainy nanambara ny tenin'i Yaveh izy. # Inona no azon'ireo olona atao mba tsy hitondran'i Yaveh loza eo amin'izy ireo? Raha mihaino ka miala amin'ireo fomba ratsiny izy ireo, dia tsy hitondra loza eo amin'izy ireo Yaveh.