plt_tq/jer/23/37.md

8 lines
355 B
Markdown

# Fomba toy ny ahoana no nitsapan'i Jeremia ny mpaminany rehetra?
Nametrahany fanontaniana hijerena raha mandaiga izy ireo ka milaza fa nandray ny fanambarana avy amin'i Yaveh izy ireo.
# Inona no hitranga amin'ireo mpaminany nanao tatitra diso?
Hanary azy ireo any amin'ny tany lavitra Yaveh ary hanisy henatra maharitra mandrakizay eo amin'izy ireo.