# Fomba toy ny ahoana no nitsapan'i Jeremia ny mpaminany rehetra? Nametrahany fanontaniana hijerena raha mandaiga izy ireo ka milaza fa nandray ny fanambarana avy amin'i Yaveh izy ireo. # Inona no hitranga amin'ireo mpaminany nanao tatitra diso? Hanary azy ireo any amin'ny tany lavitra Yaveh ary hanisy henatra maharitra mandrakizay eo amin'izy ireo.