plt_tq/jer/22/17.md

8 lines
291 B
Markdown

# Nahoana ireo olona no tsy nitomany an'i Joiakima mpanjaka?
Tsy nitomany izy ireo satria izy dia nangalatra, namono olona tsy manan-tsiny izy, ary nampahory vahoaka.
# Karazana fandevenana toy ny ahoana no ho ataon'izy ireo an'i Joiakima?
Ho alevin'izy ireo toy ny mandevona boriky izy.