# Nahoana ireo olona no tsy nitomany an'i Joiakima mpanjaka? Tsy nitomany izy ireo satria izy dia nangalatra, namono olona tsy manan-tsiny izy, ary nampahory vahoaka. # Karazana fandevenana toy ny ahoana no ho ataon'izy ireo an'i Joiakima? Ho alevin'izy ireo toy ny mandevona boriky izy.