plt_tq/jer/20/07.md

8 lines
288 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa niezaka tsy nanonona ny anaran'i Yaveh intsony i Jeremia?
Lasa toy ny afo tao am-pon'i Jeremia ny teniny, afo mandoro ny taolany, ary tsy voatanany izany.
# Inona no hafatra nambaran'i Jeremia?
Niantso mafy sy nanambara izy hoe: "Herisetra sy faharavanana."