# Inona no nitranga rehefa niezaka tsy nanonona ny anaran'i Yaveh intsony i Jeremia? Lasa toy ny afo tao am-pon'i Jeremia ny teniny, afo mandoro ny taolany, ary tsy voatanany izany. # Inona no hafatra nambaran'i Jeremia? Niantso mafy sy nanambara izy hoe: "Herisetra sy faharavanana."