plt_tq/jer/18/15.md

8 lines
264 B
Markdown

# Nahoana Israely no ho lasa horohoro?
Ireo Israelita dia nanadino an'i Yaveh ary nanao fanatitra ho an'ireo sampy.
# Nahoana ny olona rehetra izay mandalo no hangovitra sy hanifikifi-doha?
Hanao izany izy ireo satria efa nataon'i Yaveh ho horohoro ilay tany.