# Nahoana Israely no ho lasa horohoro? Ireo Israelita dia nanadino an'i Yaveh ary nanao fanatitra ho an'ireo sampy. # Nahoana ny olona rehetra izay mandalo no hangovitra sy hanifikifi-doha? Hanao izany izy ireo satria efa nataon'i Yaveh ho horohoro ilay tany.