plt_tq/jer/16/01.md

12 lines
348 B
Markdown

# Inona no didy nomen'i Yaveh an'i Jeremia?
Nandidy an'i Jeremia tsy haka vady Yaveh.
# Inona no hitranga amin'ireo zaza vao teraka ao amin'izany toerana izany?
Ho faty daholo izy rehetra.
# Inona no hahazo ny vata-mangatsiaka an'izy ireo?
Ny vata-mangatsiaka an'izy ireo dia ho lasa zezika amin'ny tany ary ho sakafon'ireo vorona sy bibidia.