# Inona no didy nomen'i Yaveh an'i Jeremia? Nandidy an'i Jeremia tsy haka vady Yaveh. # Inona no hitranga amin'ireo zaza vao teraka ao amin'izany toerana izany? Ho faty daholo izy rehetra. # Inona no hahazo ny vata-mangatsiaka an'izy ireo? Ny vata-mangatsiaka an'izy ireo dia ho lasa zezika amin'ny tany ary ho sakafon'ireo vorona sy bibidia.