# Ho fenoin'i Yaveh inona ireo vahoaka?
Ho fenoiny hamamoana izy ireo.
# Inona no ho ataon'i Yaveh rehefa feno hamamoana ireo vahoaka?
Ho potehiny izy ireo.