# Ho fenoin'i Yaveh inona ireo vahoaka? Ho fenoiny hamamoana izy ireo. # Inona no ho ataon'i Yaveh rehefa feno hamamoana ireo vahoaka? Ho potehiny izy ireo.