plt_tq/jer/12/03.md

8 lines
189 B
Markdown

# Inona no tian'i Jeremia ho ataon'i Yaveh amin'ireo olona?
Tiany raha entina miala lavitra ireo vahoaka.
# Nahoana no malazo ireo hazo?
Malazo ireo hazo noho ny faharatsian'ireo olona.