# Inona no tian'i Jeremia ho ataon'i Yaveh amin'ireo olona? Tiany raha entina miala lavitra ireo vahoaka. # Nahoana no malazo ireo hazo? Malazo ireo hazo noho ny faharatsian'ireo olona.