plt_tq/jer/09/25.md

8 lines
279 B
Markdown

# Inona no antony hanasazian'i Yaveh ireo Israelita?
Hanasazy ireo Israelita Izy satria namora ny vatany fotsiny ihany izy ireo fa tsy ny fon'izy ireo.
# Inona no antony hanasazian'i Yaveh ireo olona hafa?
Hanasazy azy ireo Izy satria na ny vatan'izy ireo aza dia tsy nifora.